|
|
|
|

Entry1  vorontsiloza
Elementary words  2 vorona, 3 tsy, 4 loza
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza [1.1]
Explanations in English  7 turkey [1.7]
Explanations in French  8 dinde [1.54]
9 dinde, dindon [1.8]
Examples  10  Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza. [2.332#]
11  Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#]
12  Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy. [2.69#]
Vocabulary  13  Zoology: birds
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Illustrations 

Updated on 2025/11/02