Proverbs : afindrafindrao

Proverb4688 Na dia eo aza ny akanga tsara soratra , ny afindrafindrao tsy azo avela . [Akademia 2005]
Malagasy interpretation Tsy ny fomba aman-panao entin' ny vahiny avy any ivelany mihitsy no hanariana an'izay mahazatra sy maha izy ny tena, na dia atao aza hoe misy mitondra soa ihany amin'ireny fanao vahiny ireny. [Akademia 2005]

Index