Entry afindrafindrao
Part of speech   noun
Malagasy definition   dihy malagasy saika iombonan'ny lafivalo: Ny afindrafindrao hatrany no enti-manokatra ny dihy amin'ny koranam-pifaliana [Akademia 2005]
French translation   nom d'une danse malgache [Rajaonarimanana 1995]

Entry afindrafindrao
Part of speech   noun
Malagasy definition   fanao mahazatra [Akademia 2005]
French translation   manières habituelles [Rajaonarimanana 1995]
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2015/09/17