| Compound words (44) |
1 antenimieram-paritra momba ny toe-karena 2 arakaraka ny zaza maty ny haren-kiala 3 fampivoarana ny toe-karena 4 fanankarena 5 fanankaren-tsirodona 6 fiharian-karena 7 fo milafi-karena 8 hani-bary tsy harena 9 hanin-karena 10 harem-belon-tompo 11 harem-bevava 12 harem-boatondro 13 hare-mila zara 14 harena an-dohariana 15 harena an-tsiraka |
16 harena mainty molaly 17 harena tsy maty 18 haren-danim-bazo 19 haren-jazavavy 20 haren-tovonjaka 21 haren-tsy mitombo 22 kambotim-bola aman-karena 23 mampidera harena 24 manambady harena 25 manankarena 26 manao tenin-karena 27 mandidy harena 28 masonkarena 29 milafi-karena 30 mpanan-karena |
31 orim-bola amin-karena 32 rantsam-pitsarana manokana momba ny toe-karena 33 rava harena 34 tenin-karena 35 teti-karena 36 toe-karena 37 toe-karena iharan'ny tsy fahampiana 38 toe-karena mangeja 39 toe-karena mifototra amin'ny tsena 40 toe-karena mitodi-doha any ivelany 41 vanja may tsy harena 42 zandrin-karena 43 zokin-karena |
| Ethnonyms (1) |
| Toponyms (1) |
|
|