|
|
|
|

Entry1  manankarena
Elementary words  2 manana, 3 harena
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1]
Explanations in English  6 (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
7 (manan-karèna) to be rich [1.7]
Explanations in French  8 (manan-karèna) être riche [1.8]
Examples  9  Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
10  Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#]
Synonyms  11 komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Analogs  12  komohina, 13  mpanalina, 14  mpanarivo, 15  mpanefohefo, 16  mpanjato, 17  mpanontanynyory, 18  ngetroka, 19  tremalahy
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02