|
|
|
|

Entry1  haren-danim-bazo
Elementary words  2  harena, 3  lany, 4  vazo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [1.1]

Updated on 2025/09/12