|
|
|
|

Entry1 harem-belon-tompo
Elementary words  2harena, 3velona, 4tompo
Part of speech  5 locution
Explanations in Malagasy  6 fananana mbola eo am-pelatanan' ny tompony ka tsy azon' ny mpandova zakaina [1.1]

Updated on 2025/09/12