|
|
|
|

Entry (1/2) 1  milamina
Root  2 lamina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  9 Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao
10 Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha
11 Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay
12 Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina
13 Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay
14 mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana [1.1]
Explanations in English  15 to be arranged, to be in order [1.2]
Explanations in French  16 être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise) [1.3]
Examples  17  Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra. [4.27]
18  Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa. [2.472#220]
Synonyms  19 milanto, mimpirina, miravona, mirindra, misononoka, misosa
Combinations  20  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word milamina

Entry (2/2) 21  milamìna
Root  22 lamina
Part of speech  23  imperative of active verb milamina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  24 mamilañy, 25 mamilìna, mamilina, milamìna, milamina

Updated on 2026/08/13