|
|
|
|

Entry 1  mimpirina
Root  2 ampirina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [1.1]
Examples  8  Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [2.470#180]

Anagrams  9 manimpiry, mimpirina

Updated on 2026/02/26