|
|
|
|

Entry 1  misononoka
Root  2 sononoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononòka tsara ny fiondranako
9 Mizotra tsara amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan' io fianakaviana io [1.1]
Examples  10  Irony rano eny an-tampon'Ankaratra
tazanin-davitra mamirapiratra
hatonina akaiky misononoka fandeha
voromanga voatora-defona
ka tsy mijanona tsy any Itasy
[2.131]

Updated on 2026/04/20