|
|
|
|

Entry 1  miravona
Root  2 ravona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1]
Combinations  8  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miravona

Anagrams  9 manarivo, 10 manavory, 11 marovany, miravona

Updated on 2026/04/20