|
|
|
|

Entry (1/2) 1  midina
Root  2 idina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony
9 Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa
10 mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany
11 Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1]
Explanations in English  12 to pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2]
13 to come down [1.7]
Explanations in French  14 descendre [1.3, 1.8, 1.13]
15 baisser [1.3, 1.8]
16 couler comme le liquide [1.3]
17 couler [1.8]
Examples  18  nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga) [1.3]
19  nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3]
20  midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3]
21  midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3]
22  midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3]
23  Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470#58]
24  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472#57]
Analogs  25  manao ankororosy, 26  manao lanja midina, 27  mandeha any ava, 28  mandrorona, 29  manorika, 30  mianotra, 31  mibotetaka, 32  mietry, 33  mietry vintana, 34  mihemotra, 35  mikodingy, 36  mikorisa, 37  mikororosy fahana, 38  mikorotsaka, 39  mitakemotra, 40  mitambalana, 41  mitambororotra, 42  mitamborotsaka, 43  mitambotsotra, 44  mitsontsori-bava, 45  mitsontsorika, 46  mivalana, 47  mivalangidina, 48  mivalangitrika, 49  mivarilavo, 50  mivarina, 51  mivarina
Combinations  52  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word midina
Proverbs  53  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 54  midìna
Root  55 idina
Part of speech  56  imperative of active verb midina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  57 andimy, 58 dimany, 59 dimina, 60 madiñy, 61 mañidy, manidy, midìna, midina, 62 minday

Updated on 2026/08/15