|
|
|
|

Entry 1  mitambororotra
Root  2 tambororotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy
9 Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao
10 Mitaredretra
11 Maty tsikelikely [1.1]

Updated on 2026/04/20