|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandrorona
Root  2 rorona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [mandroroña] [Tanala] midina, manaraka fidinana, mitsiroroka [1.78]
9 Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo
10 (lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy
11 Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io
12 Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro [1.1]
13 miletsy laharana
14 manalefaka ny halaky [1.13]
Explanations in French  15 déroger, régresser, déchoir
16 rétrograder [1.13]
Combinations  17  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrorona

Entry (2/2) 18  mandroròna
Root  19 rorona
Part of speech  20  imperative of active verb mandrorona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mandroròna, mandrorona, 21 maroñandro

Updated on 2026/08/18