|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mangatsiaka
Root  2 hatsiaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
8 Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
9 Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
10 Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
11 Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Explanations in English  12 cold [1.2, 1.7]
13 chilly, frigid. [1.2]
Explanations in French  14 froid [1.8]
Examples  15  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
16  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Analogs  17  antaravelona, 18  havandra latsaka, 19  jihitra, 20  mamirifiry, 21  manara, 22  manaran-defona, 23  mangintsy, 24  mangintsina, 25  mangintsingintsina, 26  marikoditra, 27  mifihifihy, 28  mitsangam-bolo, 29  mivihivihy, 30  ngoly, 31  saro-nara, 32  sarotin-katsiaka
Combinations  33  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangatsiaka
Proverbs  34  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 35  mangatsiaka
Elementary words  36 mangatsiaka
Part of speech  37  name (toponym) [Full list]
Explanations in French  38 petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Vocabulary  39  Geography: rivers, lakes

Anagrams  mangatsiaka, Mangatsiaka

Updated on 2026/08/15