|
|
|
|

Entry 1  ngoly
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  6 Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. [1.1]
Explanations in English  7 benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly [1.2]
8 numb from cold or from a blow or from sitting still [1.7]
Explanations in French  9 engourdi [1.3#453]
10 transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité [1.8]
Examples  11  Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy. [2.470#]
12  Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643#]

Anagrams  13 lingo, 14 longy, 15 ngilo, ngoly

Updated on 2026/04/20