|
|
|
|

Entry 1  mangintsy
Root  2 hintsy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy
8 Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy
9 Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [1.1]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangintsy

Updated on 2026/02/04