|
|
|
|

Entry (1/2) 1  malemy
Root  2 lemy
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  8 Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
9 Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
10 Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
11 Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
12 Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1]
Explanations in English  13 soft; weak [1.7]
Explanations in French  14 mou [1.8, 1.13]
15 faible [1.8]
Examples  16  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472#21]
Analogs  17  boda, 18  bodaka, 19  boretaka, 20  garera, 21  kely aina, 22  kely ambaitra, 23  konetaka, 24  lotaka, 25  malemilemy, 26  malezolezo, 27  mangozohozo, 28  marafoka, 29  marary ovana, 30  marazoka, 31  marezoka, 32  mavozo, 33  mavozovozo, 34  mihonankonana, 35  modaka, 36  mondaka, 37  motraka, 38  nondaka, 39  somararetra, 40  tsy mahazo nofo, 41  tsy matanjaka, 42  tsingozahoza, 43  vavivavy
Combinations  44  25 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word malemy
Proverbs  45  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 46  malemy
Root  47 lemy
Part of speech  48  noun
Explanations in Malagasy  49 voan'ny paralisia [1.13]
Explanations in French  50 paralytique [1.13]
Vocabulary  51  Health

Anagrams  malemy, 52 mamely, 53 milame

Updated on 2026/04/22