|
|
|
|

Entry 1  mangozohozo
Root  2 hozohozo
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mivembena noho ny hahiazana
8 Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1]
Examples  9  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro [2.470]
Synonyms  10 mihozohozo
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22