|
|
|
|

Entry 1  mihamalemy
Root  2 malemy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7 s'affaiblir [1.66]
Examples  8  nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. [2.270#78]
9  Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [2.472#180]
10  Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [1.38#655]

Updated on 2026/04/20