|
|
|
|

Entry 1  mafy
Root  2 hafy
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
5  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  30 Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ
31 Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana
32 Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany
33 Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina
34 Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy
35 Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany
36 Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io
37 Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io [1.1]
Explanations in English  38 hard, difficult, firm, strong. [1.2#404]
39 hard, firm; difficult [1.7]
Explanations in French  40 dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable [1.3#416, 1.8]
41 fort, ferme, solide, inébranlable
42 qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux [1.3#416]
43 solide, résistant; difficile [1.8]
Antonyms  44 malemy
Analogs  45  avy aina, 46  be aina, 47  fonetana, 48  hozatina, 49  komatry, 50  maozatra, 51  matanjaka, 52  matomboka, 53  tomady, 54  vokenana
Combinations  55  29 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mafy
Proverbs  56  Proverbs containing that word

Anagrams  57 AMIF, 58 fima, mafy

Updated on 2026/04/22