|
|
|
|

Entry 1  hamafisina
Root  2 mafy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana [1.1]
Explanations in English  9 see mafy. [1.2]
Synonyms  10 hamafina, mafina

Anagrams  11 fisimahana, hamafisina

Updated on 2026/04/22