| Entry | 1 tomady |
| Root | 2 tady |
| Part of speech | 3 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady
[1.1] |
| Explanations in English |
7 strong, muscular
[1.7] |
| Explanations in French |
8 fort
[1.3#718, 1.8] 9 musculeux [1.3#718] 10 costaud, robuste [1.8] |
| Examples |
11 Mbola tena tanora sy tomady izy.
[2.117#78]
12 Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643#22] 13 Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472#178] |
| Updated on 2026/04/20 |
|