|
|
|
|

Entry 1  manamafy
Root  2 mafy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
9 manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
10 mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao [1.1#585]
[1.1#552]
Explanations in English  11 to reinforce, to strengthen, to harden
12 to reiterate, to emphasize [1.7]
Explanations in French  13 rendre dur
14 confirmer [1.3, 1.8]
15 fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [1.3]
16 renforcer, rendre solide
17 répéter [1.8]
Examples  18  manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27]
19  Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503#5]
Antonyms  20 manalemy
Analogs  21  mampahatanjaka, 22  mampahavitrika, 23  manantitra, 24  manatsohara, 25  mandalina, 26  mankahery, 27  manofana
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Anagrams  29 fanamamy, manamafy

Updated on 2026/04/22