|
|
|
|

Entry (1/2) 1  hahay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Explanations in English  4 aye-aye (Daubentonia madagascariensis ) [2.233]
Explanations in French  5 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Vocabulary  6  Zoology: mammals
Other spellings  7 ahay, aiay
Synonyms  8 aingitra
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Scientific name 
Tables and plates  87  The Lemurs

Entry (2/2) 88  hahay
Root  89 hay
Part of speech  90  future of active verb mahay
Examples  91  Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356#123]
92  Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499#104]
93  Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528#56]

Anagrams  94 ahahy, hahay, 95 hahia

Updated on 2026/08/19