|
|
|
|

Entry 1  eto
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Present :
4  Past :
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  8 Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in French  9 ici [1.3, 1.5]
10 dans l'endroit où on se trouve [1.3]
11 là [1.5]
Analogs  12  any, 13  ao, 14  ar, 15  aroa, 16  at, 17  ato, 18  atsy, 19  eny, 20  eo, 21  er, 22  eroa, 23  et, 24  eto, 25  etsy
Combinations  26  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word eto

Anagrams  eto, 27 teo

Updated on 2026/04/22