|
|
|
|

Entry (1/3) 1  erỳ
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Present :
4  Past :
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo)
8 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  9 there quite far away (in sight) [1.7]
Explanations in French  10 là-bas assez loin, visible [1.8]
Examples  11  ery no fanasanay lamba. [2.470#177]
Analogs  12  any, 13  ao, 14  ar, 15  aroa, 16  at, 17  ato, 18  atsy, 19  eny, 20  eo, 21  er, 22  eroa, 23  et, 24  eto, 25  etsy
Combinations  26  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ery

Entry (2/3) 27  ery
Part of speech  28  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  39 Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1]
Explanations in French  40 l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129]

Entry (3/3) 41  erỳ
Part of speech  42  adjective
Explanations in Malagasy  43 Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1]

Anagrams  erỳ, ery, 44 Rey, rey, 45 rie

Updated on 2026/08/19