| Entry (1/7) | 1 an-dry |
| Part of speech | 2 morphological form of any, ry |
| Examples |
3 himpody aho, menatra an-dry raiko.
[2.69#26]
4 Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. [2.4#136] 5 Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! [2.643#142] |
| Entry (2/7) | 6 andry |
| Part of speech | 7 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
17 enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby.
[1.1] |
| Explanations in English |
18 [Mal. diyan, mandiyan.]
[1.2] |
| Explanations in French |
19 la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché
20 la paix, la tranquillité 21 l'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3] |
| Entry (3/7) | 22 andry |
| Part of speech | 23 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
28 tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo.
[1.1] |
| Explanations in English |
29 a pillar, a post
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
30 pilier
31 (fig) soutien [1.3, 1.8] 32 colonne [1.3] |
| Combinations | 33 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andry |
| Proverbs | 34 Proverbs containing that word |
| Entry (4/7) | 35 andry |
| Part of speech | 36 noun |
| Explanations in Malagasy |
37 fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy
38 fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1] |
| Explanations in English |
39 watch
[1.2] |
| Explanations in French |
40 garde, surveillance, veille
[1.3] |
| Combinations | 41 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andry |
| Entry (5/7) | 42 andry |
| Part of speech | 43 passive verb |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
54 antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho
[1.1] |
| Explanations in English |
55 waiting, guarding
[1.2] |
| Explanations in French |
56 attendu, qu'on peut attendre
[1.3] |
| Combinations | 57 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andry |
| Entry (6/7) | 58 andry |
| Part of speech | 59 noun |
| Explanations in Malagasy |
60 [Betsimisaraka] sandry
[1.78] |
| Entry (7/7) | 61 Andry |
| Part of speech | 62 name (anthroponym) [Full list] |
| Combinations | 63 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andry |
| Anagrams | Andry, andry, 64 indrà, indra, 65 nidra |
| Updated on 2026/08/24 |
|