|
|
|
|

Entry (1/3) 1  an-driana
Elementary words  2 any, 3 riana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Proverbs  5  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 6  andriana
Root  7 andry
Part of speech  8  relative verb
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Explanations in Malagasy  13 ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
Explanations in French  14 Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3#41]
Combinations  15  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andriana
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (3/3) 17  andriana
Part of speech  18  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  34 Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
35 saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13]
Explanations in English  36 the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
37 a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
Explanations in French  38 noble [1.3, 1.8, 1.13]
39 seigneur [1.3, 1.13]
40 souverain [1.3]
41 roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
Vocabulary  42  Politique
Combinations  43  92 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andriana
Proverbs  44  Proverbs containing that word
Article  45 Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  46 añandray, 47 andraina, Andraina, andriana, an-driana, 48 iandrana

Updated on 2026/08/13