|
|
|
|

Entry 1  mandry
Root  2 andry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
9 Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
10 Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
11 ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono. [1.1]
Explanations in English  12 to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc. [1.2]
13 to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk) [1.7]
Explanations in French  14 être couché, se coucher; être figé, caillé [1.8]
Examples  15  Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany. [2.528#]
16  Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry; [2.69#]
Combinations  17  78 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandry
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21