| Entry | 1 fandriana |
| Root | 2 andry |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara
[1.1] |
| Explanations in English |
8 a bed, bedding.
[1.2] 9 a bed [1.7] |
| Explanations in French |
10 lit
[1.8] |
| Examples |
11 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny;
[2.470#138]
12 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172] |
| Vocabulary | 13 Economy: household items |
| Synonyms | 14 farafara |
| Combinations | 15 12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fandriana |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Article | 17 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 18 fandirana, fandriana, 19 fiandrana |
| Updated on 2026/08/15 |
|