Entry vorombola (vorona, vola)
Part of speech noun
Malagasy definition Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [Rajemisa 1985]
French definition peacock [Tsimbazaza ]
 paon [Rajemisa: Vakoka, Tsimbazaza ]
Vocabulary 
Scientific name Pavo cristatus
Articles 
Illustrations 

2017/06/29