Entry |
sasy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano [1.1]
|
Explanations in English | An introduction, preliminaries [1.7]
|
Explanations in French | Introduction, préliminaires [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
sasy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Hiram-paty [1.78]
|
| Rira fiandrasam-paty
[1.1]
|
|
Entry |
sasy
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Intsony [1.78]
|
|