| Entry | 1 misasy |
| Root | 2 sasy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manisy sasiny (na fitenenana izany na boky na hira)
5 Manesoneso kely 6 Mandahatra amim-pahakingana mba hisarika ny olona [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 misasy, 12 Simsay, 13 Sismay |
| Updated on 2025/09/12 |
|