Entry sasin-teny (sasy, teny)
Part of speech   noun
Malagasy definition   teny mialoha, ala saron-teny
Mitovy hevitra: ala saron-teny ~ famahavahan-dresaka ~ sava lalana ~ sava ranonando ~ tari-dresaka ~ teny mialoha ~ tsetsatsetsa tsy aritra ~ vaky saron-teny [Rajemisa 1985]
   [ sasinteny ] teny mialoha fanolorana boky iray [SLP: Voambolana]
English translation   an introduction, as to a speech or a book [Hallanger 1973]
French translation   préambule, exorde, préface [Abinal 1888]
   avant-propos d'un discours ou d'un livre [Hallanger 1974]
French translation   [ sasinteny ] préface [SLP: Voambolana]

Updated on 2013/10/26