| Entry (1/4) | 1 poaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy.
4Fisehoan-javatra manaitra. 5Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro. 6Forofotry ny kitrotro, bonibony.... [1.1] |
| Explanations in English |
7an explosion.
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
8explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre.
9éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole. 10apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages. 11révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi. [1.3] 12explosion, éclatement. [1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 317 combinations of this word |
| Entry (2/4) | 32 poaka |
| Part of speech | 33 adjective |
| Explanations in Malagasy |
34Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty.
[1.1] |
| Explanations in French |
35Ce qui est creux à l'intérieur.
[1.3] |
| Examples |
36 Rehefa vita io dia hoentintsika, maivana ireny satria poaka aty.
[2.606]
37 Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia. [2.529] |
| All compound words | 3813 combinations of this word |
| Proverbs | 39 Proverbs containing that word |
| Entry (3/4) | 40 poaka |
| Part of speech | 41 adjective |
| Explanations in Malagasy |
42jamba, tsy mahita intsony.
[Tanala]
[1.78] |
| Explanations in French |
43borgne.
[1.3] |
| Vocabulary | 44 Health |
| Entry (4/4) | 45 poaka |
| Part of speech | 46 noun |
| Explanations in French |
47(de poaka : petite explosion ; lorsqu'on presse sur le fruit, il libère ses graines avec une petite explosion). Nom surtout donné à : Gomphocarpus fruticosus (L.) R. Br. (Apocynaceae). Sur ses usages, voir fandemy, fanory. On donne aussi le même nom à Gomphocarpus cornutus Decne., plus récemment introduit et devenu subspontanée dans quelques localités..
[Merina]
[1.196] |
| Vocabulary | 48 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 49 apoka, 50 kapao, 51 opaka, 52 paoka, 53 poaka |
| Updated on 2025/11/02 |
|