Entry poaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy
¶ Fisehoan-javatra manaitra
¶ Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro
¶ Forofotry ny kitrotro, bonibony... [Rajemisa 1985]
English definition   an explosion [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition   explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre
¶ éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole
¶ apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages
¶ révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [Abinal 1888]
   explosion, éclatement [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Toponymy   Place names having the word poaka (1): Ambatonapoaka

Entry poaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty [Rajemisa 1985]
French definition   Ce qui est creux à l'intérieur [Abinal 1888]
Examples  
1Rehefa vita io dia hoentintsika, maivana ireny satria poaka aty. [Razafiarivony: Harivolana, page 188]
2Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia. [Andriamalala: Taolambalo, page 105]
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry poaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tanala] jamba, tsy mahita intsony [Rakotosaona 1972]
French definition   borgne [Abinal 1888]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

2018/09/27