Entry | 1 -nareo |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1] |
Explanations in English |
4 Your, yours; by you. It is plural. Rainareo [ray]: your father. Efanareo [efa]: finished by you. When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2] 5 your; done by you (plural) [1.7] |
Explanations in French |
6 Votre, vos, à vous, par vous, de vous. Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère. Vitanareo: accompli par vous. [1.3] 7 -nareo. De vous, par vous. Votre, vos. [1.5] 8 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8] |
Analogs | 9 areo, ianareo, anareo |
Tables and plates |
10 All the pronouns |
Anagrams | 11 areno, 12 erona, 13 -nareo, 14 orena, 15 reona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |