|
|
|
|

Entry1  ianareo
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo
4 ka atao teny lazaina:
5 Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1]
Explanations in English  [hianareo] 6 you, ye [1.2]
Explanations in French  [hianareo] 7 vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux
8 entre époux.
9 (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza?
10 Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède
11 pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka.
12 Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3]
13 vous (pluriel); tu, toi [1.5]
Analogs  14  anareo, 15  nareo
Tables and plates  16  All the pronouns

Updated on 2025/11/17