Entry anareo
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [Rajemisa 1985]
English definition   You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [Richardson 1885]
   you (plur. - as object); yours [Hallanger 1973]
French definition   Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [Abinal 1888]
   Vous, à vous (pluriel). [Rajaonarimanana 1995]
   vous (pluriel - objet); vôtre. [Hallanger 1974]
Italian definition   voi
¶ il vostro [Profita 1969]
Compound words, titles, names  
Analogy   ianareo ~ -nareo, -areo

Entry anareo
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   [Sihanaka] olom-pady [Rakotosaona 1972]

Updated on 2015/09/19