|
|
|
|

Entry (1/4)1 Madagasikara
Part of speech  2 name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3Anglisy sy frantsay "Madagascar": izany no nogasiana hoe Madagasikara. Araka izany, ny fanononana sy fanoratana azy dia tokony hatao hoe Madagaskar. Anefa nony anaovana tononkalo izy hita fa mety ny asiana ny litera I eo amin' ny vakiteny fahefatra sy A eo amin' ny farany, ka dia tonga hoe Madagasikara izy.. [1.10]
Examples  4 Marina ve ny Iroe : Radama, Mpanjakan' i madagasikara? [2.113#]
5 Nisokatra teny Ankatso ny Oniversiten' i madagasikara. [2.356#]
6 Noho i madagasikara tsy toy ny andro taloha intsony va? [2.270#]
Vocabulary  7 Geography: countries, people
Other spellings  8madagascar, madagascar, madagaskar, madagaskar, malagasikara, malagasikara
Synonyms  9bokiny, dago
Analogs  10 bokiny, 11 dago, 12 kierabe, 13 madagascar, 14 madagascar
All compound words  15Madagasikara tanindrazanay
Quotes  16 Texts mentioning this word
Illustrations 

Entry (2/4)17 madagasikara
Part of speech  18 noun
Explanations in French  19Du nom de l'île de Madagascar dont cette plante pourtant récemment introduite est curieusement devenue le symbole, sans doute en raison de l'association d'idées entre « Île rouge » et bractées rouges. La feuille pliée en deux a la forme de l'île. Poinsettia pulcherrima (Willd. ex Klotzsch) Graham (Euphorbiaceae) ou Euphorbia pulcherrima Willd. ex Klotzsch (Euphorbiaceae). Arbuste décoratif originaire du Mexique, cultivé dans les jardins et se reproduisant facilement par boutures. Il a été introduit à Tananarive en 1923 par Edmond François, alors Directeur des Parcs et Jardins. Un timbre malgache a reproduit cette plante et ses grandes bractées rouges sont devenues un motif habituel des brodeuses tananariviennes.. [1.196]
Vocabulary  20 Botany
Scientific name 

Entry (3/4)21 Madagasikara
Subtitle  22 Ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny
Elementary words  23Madagasikara
Part of speech  24 name (book title) [Full list]
Vocabulary  25 Literature: books
Author  26Bakke Jon Erik, Randrianirina Philippe, Razafimamdimby Andriamanohisoa
Publishings  1994. Pages: 48.

Entry (4/4)28 Madagasikara
Elementary words  29Madagasikara
Part of speech  30 name (poem title) [Full list]
Vocabulary  31 Literature: poems
Author  32Razakandraina Jean Verdi Salomon
Full text  33 Mihira anao avokoa, ô ry Madagasikara,
34 Ny alanao mikirindro L ny ravinala sy akondro,
35 Ny ravintsara sy rofia, ny tanety tsy hita fara,
36 Ny tendrombohitra efa konka, lanin-driaka, efa mondro.

37 Mihira anao izy ireny! Fa izay tsy hita intsony
38 Ary tsy ahitan-teny dia ireo tanàna fahizay
39 Lasa haolo, anaty vero, matory fahizay ka tony
40 Ao anaty hadivory, misaona toa mangaihay.

41 Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka !
42 Eny an-dohasaha indray no misy setroka midonaka,
43 Ary eny ny korana, miravoravo fahavokarana…

44 Miova endrika izy ireny ary mbola hiova endrika
45 Hahitana fiezahana ho amin'ny fonena-mendrika !
46 Andro vaovao izao fa ny lasa dia nifarana...

Anagrams  47 Madagasikara, madagasikara

Updated on 2025/11/06