| Entry (1/4) | 1 kibobo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3vorona mpisitrika anaty ahitra toy ny tsipoy fa kely toy ny: Kibobo voanfandrika ko mandremandre re ahazoana zanakakoho.
[Betsileo]
[1.78] 4Karazam-borona madinidinika; ohatra ny akohokely mavomavo ny habe amam-bikany, matetika hita mitsoriaka any anaty bozaka; fihinana tsara ny nofony ary tsy mba hazaina izy fa fandrihana (Turnix nigricollis). [1.1] |
| Explanations in English |
5a species of bustard quail. Turnix nigricollis, Gon. Same as kibo, kibokely and kibotay.
[1.2] |
| Explanations in French |
6caille.
[1.19, 1.54] 7caille (Cothurnis communis, Phasianidae). [1.5] |
| Examples |
8 kibobo nihehy voro-mila hanina aza fatra-pandatsa ry zalahy fa ny mamelon-tena zava-tsarotra.
[2.131]
9 Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona. [2.472] |
| Vocabulary | 10 Zoology: birds |
| Other spellings | 11kibo |
| Synonyms | 12kibokely, kibotay, menamaso, papelika |
| All compound words | 132 combinations of this word |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 15 kibobo |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in Malagasy |
17hena mahia: Kibobo fa be didy (Hena mahia fa anananambe).
[Betsileo]
[1.78] |
| Entry (3/4) | 18 kibobo |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20trano bongo efa simba, tranon-tovovavy.
[Bara]
[1.78] |
| Entry (4/4) | 21 kibobo |
| Part of speech | 22 noun |
| Explanations in Malagasy |
23vovoka.
[Betsileo]
[1.78] |
| Anagrams | 24 biboko, 25 boboky, 26 kibobo |
| Updated on 2025/11/02 |
|