Entry papelika
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika" [Rajemisa 1985]
French definition caille ordinaire [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Synonyms kibobo ~ menamaso
Examples Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; [Baiboly: 2:016:013/Eksodosy 16:13..]
Quotes 
Articles 

2019/12/12