Entry | 1 izato |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Root | 3 ito |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy? |
Explanations in English |
5 [1.7] this near by (not in sight) |
Explanations in French |
6 [1.8] celui-ci, assez près (pas visible) |
All compound words |
|
Other spellings | 8 izaty |
Tables and plates |
9 All the pronouns |
Anagrams | 10 azôty, 11 izato, 12 toazy, 13 zatoy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |