Entry izatỳ (itỳ)
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy? [Rajemisa 1985]
French definition celui ou celle qui est là-bas, ce qui e [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Synonyms izato ~ izatony
Tables and plates all the pronouns

2019/08/17