| Entry | 1 ianareo |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina:
4 Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1] |
| Explanations in English |
[hianareo]
5 you, ye
[1.2] |
| Explanations in French |
[hianareo]
6 vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu.
[1.3] 7 vous (pluriel); tu, toi [1.5] |
| Analogs | 8 anareo, 9 nareo |
| Tables and plates |
10 All the pronouns |
| Updated on 2025/12/08 |
|