|
|
|
|

Entry1  -nareo
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Explanations in English  4 Your, yours; by you. It is plural.
5 Rainareo [ray]: your father.
6 Efanareo [efa]: finished by you.
7 When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
8 your; done by you (plural) [1.7]
Explanations in French  9 Votre, vos, à vous, par vous, de vous. Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère. Vitanareo: accompli par vous. [1.3]
10 -nareo. De vous, par vous. Votre, vos. [1.5]
11 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Analogs  12  areo, 13  anareo, 14  ianareo
Tables and plates  15  All the pronouns

Anagrams  16 areno, 17 erona, -nareo, 18 orena, 19 reona

Updated on 2025/12/08