| Entry (1/2) | 1 fitatra | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10#F577] | 
| All compound words | 4 mena fitatra | 
| Entry (2/2) | 5 fitatra | 
| Part of speech | 6 noun | 
| Explanations in Malagasy | 7   Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1] | 
| Explanations in English | 8   a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2] | 
| Explanations in French | 9   tarier à collier [1.54] | 
| Examples | 10   Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra.
[2.470#] | 
| All compound words | 11 maneno fitatra | 
| Vocabulary | 12 Zoology: birds | 
| Synonyms | 13 feta, fitapatatra, fitatenona, tekiteky | 
| Scientific name | 
 | 
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word | 
| Anagrams | 15 fatatry, 16 fatitra, 17 fitatra | 
| Updated on 2025/10/08 |   |