Entry fanindry (tsindry)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fomba entina manindry
¶ Azo tsindriana [Rajemisa 1985]
English definition [Mod. s. from manindry (tsindry).] Anything used to press something down with. [Richardson 1885]

Entry fanindry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [Rakotosaona 1975]
 Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [Rajemisa 1985]
English definition a species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [Richardson 1885]
French definition espèce de buse [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Scientific name Buteo brachypterus
Synonyms bobaky ~ endry ~ hindry ~ pompa ~ tinoro

Entry fanindry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [Rajemisa 1985]

Entry fanindry (tsindry)
Part of speech noun
Malagasy definition Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [Rajemisa 1985]

Updated on 2010/04/03