Entry endry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-borona mitovy amin' ny fanindry (Buteo brachypterus) [1.1]
Scientific name Buteo brachypterus
Vocabulary 

Entry endry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro, Tanala] Reny: Endriben' Ambaniandro ka ny lany koa ñ'lanina (reniben' Ambaniandro ka ny lany no lanina) [1.78]
  [Bara] Reny, neny, ramatoa: Akory hanao endry? [1.78]
  [Taisaka, Tanosy] Reny [1.78]
  [Bara, Taisaka] Reny [1.1]
Explanations in French  [Taisaka] Mère [1.82]
  [Tankarana] Mère, maman. [1.19]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/06/21